Entry | tora-tsavatsava (toraka, tsavatsava) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | araka izay fitopin' ny maso manavatsava azy no amantarana azy [Rajemisa 1985] | |
French translation | coup lancé au hasard comme en tirant dans les broussailles [Abinal 1888] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |