Entry | tontana (tonta) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Zerana: Notontany vato aho Velezina: Tontay kanonta io alika io Asiana: Notontan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | tontafana | ||||||||
Anagrams | antonta, tantano, tontana |
Updated on 2023/02/07 |