Entry tontaly
Part of speech noun
Malagasy definition [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo
¶ Vokatra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Origin French: total.
Synonyms totaly ~ totaliny

2009/06/27