Entry | 1 tonon-taona |
Elementary words | 2 tonona, taona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena 5 [1.13][tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa |
Explanations in French |
6 [1.5] saison 7 [1.13][tonontaona] saison |
Vocabulary |
8 Geography: (in general) |
Synonyms | 9 vanin-taona |
Anagrams | 10 natontonao, notontanao, tonon-taona, tontonanao |
Updated on 2023/06/18 |