|
|
|
|

Entry1  tonon-taona
Elementary words  2 tonona, 3 taona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
6 [tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French  7 saison [1.5]
8 [tonontaona] saison [1.13]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Synonyms  10 vanintaona

Updated on 2026/02/04