Entry tonjina (onjina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sasatra, vizaka, valaka
Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana.
Mitovy hevitra: mialoha miaoriana ~ mihilangilana miankavia miankavanana ~ miraidraika [1.1]
Derivatives 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31