Entry tonizianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1]
Explanations in English Tunisian [3.1]
Explanations in French Tunisien, tunisienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: tunisien.
Analogs  Tonizia

Updated on 2020/07/31