Entry tongo-takotra
Elementary words tongotra ; takotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra [1.1]

Updated on 2023/06/11