Entry tongo-javona
Elementary words tongotra ; zavona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny erikerika sy zavona mirefarefa eny amin' ny toerana ambany rehefa levona ny betsaka [1.1]

Updated on 2023/06/05