Entry tondrahana (tondraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erg [1.1]
Explanations in English To be watered, to be moistened [1.7]
Explanations in French Qu'on arrose, qu'on humecte [1.8]
Morphology 
Present : tondrahana, tondrahako, tondrahanao, tondrahany, tondrahantsika, tondrahanay, tondrahanareo, tondrahan', tondrahan-, tondraham-, tondraha-
Past : notondrahana, notondrahako, notondrahanao, notondrahany, notondrahantsika, notondrahanay, notondrahanareo, notondrahan', notondrahan-, notondraham-, notondraha-
Future : hotondrahana, hotondrahako, hotondrahanao, hotondrahany, hotondrahantsika, hotondrahanay, hotondrahanareo, hotondrahan', hotondrahan-, hotondraham-, hotondraha-
Imperative : tondrahy
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20