Entry tonantonana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana
Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31