Entry tonaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tonaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! [Rajemisa 1985]

Entry toka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry tonaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Pelargonium madagascariense

Updated on 2020/07/31