Entry | 1 tompon-trano |
Elementary words | 2 tompo, trano |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny mipetraka ary mizaka sy miandraikitra ny ao an-trano; mifanohitra amin' ny vahiny |
Examples |
5 Feno ny fikarakaran-dry zareo tompontrano. [2.356#] 6 Vao niditra Ingahy Ramiandrisoa sy ilay namany dia efa kaodikaody izany izy mivady tompontrano. [2.472#] |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word tompon-trano |
Updated on 2023/06/03 |