|
|
|
|

Entry (1/2)1  tompon-tany
Elementary words  2  tompo, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny mipetraka sy monina amin' ny tany iray, mifanohitra amin' ny vahiny mpiavy avy ivelany

Entry (2/2)5  tompontany
Elementary words  6  tompo, tany
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Karazam-bibilava mitovitovy amin' ny tompondrano ihany saingy mena ny tapaky ny rambony; karazana efa mihavitsy izy ireo
Vocabulary  9  Zoology: reptiles, amphibians

Anagrams  10  piantontom, tompontany, tompon-tany

Updated on 2023/05/31