Entry | 1 tompon' ny laka |
Elementary words | 2 tompo, laka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana |
Explanations in English |
5 [1.7] to win acceptance; to arrive in a favorable situation |
Explanations in French |
6 [1.8] qui est accepté; qui se trouve en bonne position |
Synonyms | 7 mahazo laka |
Updated on 2023/06/18 |