Entry tompondrano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay [1.1]
Explanations in French Serpent aquatique [1.54]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31