Entry Tompomenakely (tompo, mena, kely)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [Rajemisa 1985]
 olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [SLP 1986]
French definition suzerain, seigneur féodal [SLP 1986]
Vocabulary 

2012/10/19