|
|
|
|

Entry1  tomarataratra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka
Explanations in French  4  [1.3#718] lucide, clair, brillant
Examples  5  [2.324] Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra.
Root  6  tarataratra
Derivatives 
7  Active verbs :
Other spellings  8  tomaratara

Updated on 2025/01/21