Entry tomamotamo (tamotamo)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon' ny tamotamo [1.1]
Examples tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, [2.996]
Derivatives 
Analogs  volo/colors/couleurs
Proverbs 

Updated on 2020/07/31