| Entry | 1 tolokanina |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 fanomezana zava-pihinana vehivavy bevohoka (araka ny finoan' ny Malagasy, rehefa teraka ilay vehivavy bevohoka, dia mety hitovy amin' ilay nanome zava-pihinana azy ny tarehin' ny zaza; koa araksizany, matetika koa ilay zaza dia atao hoe "tolokanin-dRanona")
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|