Entry tokozihitra (toko, zihitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31