Entry tokony
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [1.1]
Explanations in French Juste, convenable [1.3]

Entry tokony
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [1.1]
Explanations in French Environ, à peu près, probablement [1.3]

Entry tokony (toko)
Part of speech noun toko and pronoun

Entry tokony (tokona)
Part of speech noun tokona and pronoun

Updated on 2020/07/31