Entry tokonana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [1.1]
Explanations in French Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [1.3]
 Seuil [1.13]
Examples ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996]
Synonyms tokonam-baravarana
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11