|
|
|
|

Entry1  tokonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra [1.1]
Explanations in French  4  Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées [1.3#715]
5  seuil [1.13]
Examples  6  ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996#11.7.6]
Synonyms  7  tokonam-baravarana
Compound words 
Quotes  10  Texts mentioning tokonana

Updated on 2023/08/11