Entry (1/2) | 1 tokoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady |
Entry (2/2) | 4 tokoana |
Root | 5 toko |
Part of speech | 6 passive verb |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy |
Morphology |
|
Anagrams | 12 anotako, antokao, atokano, atokona, atonako, naatoko, nataoko, taonako, tokoana |
Updated on 2023/01/20 |