Entry | tokoana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady [1.1] | ||||||||
Entry | tokoana (toko) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | atokano, atokona, tokoana |
Updated on 2023/01/20 |