|
|
|
|

Entry1  tokatoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [1.1]
Vocabulary  4  Literature: (in general)

Anagrams  5 kotakota, 6 takotako, tokatoka

Updated on 2026/02/04