Entry tohoka
Part of speech noun
Malagasy definition Rehefa mety ho fefy atao hanampina rano mandeha ka mahatonga azy hihandrona: Toho-drano
¶ Kitay na tain' omby avovona be eo am-patana; fanesehana ny kitay ao am-patana
¶ Fihinanana sakafo na fisotroana rano izay tsy alozina fa atao mipetaka avy hatrany amin' ny vava: Zatra ny antoho-jinga ka tsy velon' ny an-kararana [Rajemisa 1985]
French definition barrière servant à arrêter l'eau et à la faire entrer ou à la maintenir dans les rizières
¶ bois ou bouses de vache amoncelées dans le foyer
¶ action de porter le verre, la cuillère, la bouteille aux lèvres, de présenter l'ouverture de la nasse aux poissons [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/03/16