Entry toho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [1.1]
 Karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [1.13]
Explanations in English A smallish fish with a flattened head [1.7]
Explanations in French Poisson à tête plate [1.8]
 Genre de poisson d'eau douce [1.13]
Examples ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [2.48]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry toho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [1.1]
Explanations in French  [Merina] (probablement même origine que tohona ). Gymnosporia brachystachya Baker (Celastraceae). Nom et identité notés par Grandidier, Baron, Malzac, etc. [1.196]
Scientific name Gymnosporia brachystachya
Examples avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [2.48]
Vocabulary 
Compound words 

Entry Toho
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Tohu [2.996]
Explanations in French Tohu [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Taohò
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2023/07/13