Entry | tohanana (tohana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tohanana | ||||||||
Anagrams | ahantona, tananaho, tohanana |
Updated on 2023/01/20 |