Entry | tofina | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin' ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan' ny volon-doha (raha ohatra mihazakazaka). [1.1] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | tofintofina | ||||||
Anagrams | fanito, fanoty, fantio, fotina, tinafo, tofina, tonafy |
Updated on 2020/07/31 |