Entry toeran > toerana (toetra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
¶ Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [Rajemisa 1985]
English definition   a place [Hallanger 1973]
French definition   lieu, endroit, situation, emplacement [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Morphology  
toerana
toerako
toeranao
toerany
toerantsika
toeranay
toeranareo
toeran'
toeran-
toeram-
toera-
Compound words, titles, names  
Quotes