Entry todihina (todika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao ~ Todihina ny lasa [1.1]
Explanations in English To be looked at by turning [1.7]
Explanations in French Qu'on regarde en se retournant [1.8]
Morphology 
Present : todihina, todihiko, todihinao, todihiny, todihintsika, todihinay, todihinareo, todihin', todihin-, todihim-, todihi-
Past : notodihina, notodihiko, notodihinao, notodihiny, notodihintsika, notodihinay, notodihinareo, notodihin', notodihin-, notodihim-, notodihi-
Future : hotodihina, hotodihiko, hotodihinao, hotodihiny, hotodihintsika, hotodihinay, hotodihinareo, hotodihin', hotodihin-, hotodihim-, hotodihi-
Imperative : todiho
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20