|
|
|
|

Entry1  tiorka
Part of speech  2  noun or adjective
Vocabulary  3  Geography: countries, people
Explanations in Malagasy  4  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka" [1.1]
5  Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1]

Anagrams  6  ikotra, itroka, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka

Updated on 2020/07/31