Entry tiorka
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka"
Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1]
Vocabulary 
Origin French: turc.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31