Entry tilikambo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana [1.1]
Explanations in English A tower [1.7]
Explanations in French Tour, tour de garde [1.8]
Examples Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny. [2.470]
Compound words 

Updated on 2020/07/31