Entry | tifirina (tifitra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be shot [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | tofirina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |