Entry tezerana (tezitra)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy
¶ Soa fa alim-pody loatra
¶ Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo [Rajemisa 1985]
Morphology 
tezerana
tezerako
tezeranao
tezerany
tezerantsika
tezeranay
tezeranareo
tezeran'
tezeran-
tezeram-
tezera-
notezerana
notezerako
notezeranao
notezerany
notezerantsika
notezeranay
notezeranareo
notezeran'
notezeran-
notezeram-
notezera-
hotezerana
hotezerako
hotezeranao
hotezerany
hotezerantsika
hotezeranay
hotezeranareo
hotezeran'
hotezeran-
hotezeram-
hotezera-
tezero
Other spellings 
Quotes 

2013/07/18