Entry tetik' ady (tetika, ady)
Part of speech expression
Malagasy definition tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [Rajemisa 1985]
French translation strat├ęgie [Rajaonarimanana 1995]
Synonyms paik' ady
Examples 
1Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [Andraina: Mitaraina, page 218]

Updated on 2020/07/31