Entry | tetehina (tetika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tetehina | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |