Entry | testamenta | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1] | |
Examples | Koa ny hevitry ny teny hoe «Testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
[1.38] | |
Vocabulary | Holy Scriptures | |
Origin | French: testament. | |
Bibliography | Rabary: Ny Baiboly | |
Updated on 2020/07/31 |