|
|
|
|

Entry1  tenenina
Root  2  teny
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany
Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony
Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao
Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny
Explanations in English  5  [1.7] to be reproved
Explanations in French  6  [1.8] qu'on réprouve
Examples  7  "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324]
8  Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  tezerana, terezana, levilevena, baibaizina, bedesina, besobesoina, karamentsonina, kitakitaina
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word tenenina

Anagrams  17  itenenan, naneteny, nitenena, tenenina

Updated on 2023/01/20