Entry | 1 tendrena |
Root | 2 tendry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" Ihinanana kely |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tendrena |
Anagrams | 10 andrente, tandrene, tendrena |
Updated on 2023/01/20 |