Entry tenatena (tena)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo [1.1]
Examples Iry hazo an-tendrom-binany miray vody, miray tenatena; [2.857]
Derivatives 
 

Updated on 2023/10/28