Entry tenaina (tena)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy (akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa tsy mba avalona: Nahoana no tenainao iny akanjonao sarobidy iny? [1.1]
Explanations in English To be worn daily [1.7]
Explanations in French Qu'on porte habituellement [1.8]
Morphology 
Present : tenaina, tenaiko, tenainao, tenainy, tenaintsika, tenainay, tenainareo, tenain', tenain-, tenaim-, tenai-
Past : notenaina, notenaiko, notenainao, notenainy, notenaintsika, notenainay, notenainareo, notenain', notenain-, notenaim-, notenai-
Future : hotenaina, hotenaiko, hotenainao, hotenainy, hotenaintsika, hotenainay, hotenainareo, hotenain', hotenain-, hotenaim-, hotenai-
Imperative : tenao
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31