Entry temitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taratasy, misy sary na loko mahafiharitra ny maso izay apetaka amin' ny rindrina mba handravahana azy: Be indray no mampiasa temitra ankehitriny fa efa leon' ny ranon-doko andokoana ny rindrina angaha
Fefy [1.1]
Explanations in French Apisseries en nattes, [1.3]
Explanations in Malagasy Taratasy feno sary miloko arakotra ny rindrina [1.13]
Explanations in English Mats or paper on the walls [1.7]
Explanations in French Tapissage de nattes ou de papier [1.8]
 Papier peint [1.13]
Derivatives 
 

Entry temitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tambatsela misy sosona iray na maromaro mandrakotra ny zaka na ny lavaka anaty na ny taova [1.13]
Explanations in French épithélium [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2024/01/29