Entry tehaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fampikatrokatrohana ny felatanana roa entina manamarika ny fingadon' ny hira na ny hafaliana: Nirefodrefotra ny tehaka nony avy niteny izy
¶ Fikasihana amin' ny tanana
¶ Famelezana amin' ny felatanana (jereo Tehamaina) [Rajemisa 1985]
English definition   the clapping of hands in applause; a pat [Hallanger 1973]
French definition   tape de la main; applaudissements [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2013/04/05