Entry (1/2) | 1 tavony |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fonon' ny zaza raha mbola ao an-kibon-dreniny, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe ahitrana zandrin-jaza. (Tsy maintsy alàna tsara tsy misy hamelana ny tavony na ahitra rehefa avy miteraka, fa raha tsy izany mety hankarary; araka ny fomban' ny foko sasany dia alevina any anaty tany ny tavony; avy amin' ireo toetra amam-pomba mikasika ny tavony ireo no nahatonga ny fombam-piteny toy ny hoe: Mandihy tsy afa-tavony: mifaly ambony ihany nefa mbola misy loza mananontanona; ny tany nahalatsahan' ny tavony: enti-milaza ny toerana nahaterahana) [1.1] |
Explanations in English |
4 the afterbirth [1.7] |
Explanations in French |
5 placenta [1.8, 1.13] |
Vocabulary |
6 Biology |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 9 tavony |
Root | 10 tavona |
Part of speech | 11 imperative of passive verb tavonana |
Examples |
12 tavony ny menaka ny mivonto [1.1] |
Tables and plates |
13 All the passive imperatives |
Anagrams | 14 tavony, tôvany, vatony |
Updated on 2023/09/14 |