Entry tavolo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Teny ilazana karazan-javamaniry anaovana koba, na io koba io mihitsy koa. Maro no ampiasana ny tavolo: na hanina izy (ka fanampenana mahomby tsara raha mivalana), na anditiana taratasy, na anenjanana lamba [Rajemisa 1985]
English definition   the arrowroot plant; arrowroot starch; manioc flour; starch for laundry use [Hallanger 1973]
French definition   arrowroot; fécule de manioc
¶ empesage [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Quotes  

Updated on 2009/02/23