Entry tavoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy
Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
Derivatives 
 

Entry tavoka
Part of speech noun
Explanations in French Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Entry tavoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa
Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Explanations in French Piston [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31